ππππππ π πππππππ : ππππππππππ π ππππ-ππππ ππ πππππ πππ ππ πππππππ-ππππππππππππ
Β Β Tanteraka ny Sabotsy 27 Jolay 2024 teo ny fisoratam-panambadiana sy mariazinβi Joseph Rakotondraivo sy Candice Ornella.
Β Β Teto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia no nanaovana azyβ mpanakanto fanta-daza Dadi Love Madagascar sy Rose Pink no nanafana ny lanonana.
Β Β Taratry ny fahamatorana ary fifankatiavana misy eo aminβny samy tanora ny fanaovana mariazyβ koa miarahaba sy mirary tokantrano feno hasambaranaβ fifankatiavana arahin-jazalahy sy vavy ho azy.