ππππππ : ππππππππππ ππ ππππππ ππππ ππππ π ππππππππ-ππππ
Β Β Voasazy handoa 5 isanjaton’ny vidin-jiro aminβny volana manaraka izay mpanjifa tara manefa izany hoy ny fanambarana ara-taratasy navoakan’ny orinasa JIRAMA androany 02 Aogositra 2024.
Β Β Nambaranβizy ireo fa mety hiafara amin’ny fanesorana kaontera izany raha mitohyβ ary aroso mialohanβny fahafolo ny volana ny daty fitsinjarana ny faktioraβ ahafahana manefa izany araka ny fotoana voafetra.
Β Β Niteraka resa-be ity fanambarana ityβ noho ny fahatapahan-jiro sy rano izay mampiteny ny moana eto Madagasikara.