π πππππππππ – ππππ πππ ππ : πππ ππππππ βππππ-π πππππβ ππππ ππππππππππ
Β Β Mitohy ny fifaninana hoanβireo tovovavy sy tovolahy misolontena ny ny faritra 23 aminβny fifaninana Miss et Mister Γle de Madagascar .
Β Β Tafakatra aminβny dingana manasa-dalana (demi-finale) i FRANCKLINE Miss Sofia.
Β Β Mitohy ny fifaninana ary miantso ny Zanaky ny faritra Sofia sy vahoaka Malagasy hanohana azy hatrany i FRANCKLINE Miss Sofia 2024.