π πππ πππππππ : πππππ ππππ ππππ πππππ πππ-πππππππβ ππππππππ ππππ ππ πππππ-πππππππππππβΌοΈ
Β Β Avy any Toamasina ity Sambo rendrika sahabo ho 1 km avaratry ny seranantsambon’i Fort-Dauphin, androany tamin’ny 2 ora maraina ity.
Β Β Olana teknika no voalaza ho anton’ny loza. Tsy nety nivily ilay sambo, raha efa hamonjy ny seranana inyβ ka voatery nanaraka ny onjan-dranomasina ary nilentika, tsy ampy 100 metatra miala ny torapasika.
Β Β Manao ezaka aminβny famonjena ireo olona rehetra tao anatinyβ ireo manam-pahefana sy ny fokonolona an-toerana aminβ izao. Lehilahy iray no voalaza ho namoy ny ainy Hatreto ary mbola ao anatinβilay sambo, araka ny fampitam-baovao voaray.