π πππππππ ππππ-ππ : πππππππ ππππ πππππππ ππ βππππβ πππ ππππππππππππππππ πππ πππππππ
Β Β Ramatoa kely Sakinah no nisalotra ny anaram-boninahitra MISS DONA-BE 2024. Izy araka izany no hitsangatsangana sy hiala sasatra any aminβny Nosy Maorisy.
Β Β Ramatoa kely Alida kosa nahazo 1Γ¨re Dauphine Miss DONA-BEβ lela-vola 01 tapitrisa Ariary sy fitsangatsanganana any Nosy-Be ny fanomezana azony.
Β Β Ramatoa kely Nathalie no nahazo 2Γ¨me Dauphine izay hiala sasatra any Nosy-Be ihany koa.
Β Β Tanterahina mandritra ny 04 andro eto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia ny FESTIVAL DONA-BE 2Γ¨me ΓDITION izay karakarainβny mpanakanto Dadi Love Madagascar. Ahitana hetsika maroβ mpanakanto isan-karazany hanafana ny lanonana.