π ππππππ πππ ππ : ππππππ ππ π ππππππππππ-ππππππ ππππππ ππππππ ππππ πππππππππ ππππ-ππππππ
Β Β Faly ireo Benβny tanΓ na sy vahoaka any ifotony fa nisokafinβny Governora Faritra Sofia ireo lalana mampifandray ireo kaominina saro-dalana. Ny fitaovana nomenβny Filoham-pirenena (ENGINS) no ahafahana manatanteraka izany.
Β Β Ankehitrinyβ miasa manohy ny fanamboaran-dalana mampifandray ny kaominina Tsiningia Distrika Boriziny araka ny fangatahana nataonβny Solombavambahoaka amperinasa ny βBulldozerβ ; Nanamboatra ny lalana nandraisana ny JMJ tao Bealanana ary hitohy any Ambatoriha ny βchargeurβ ; Manamboatra lalana ao aminβny kaominina Kalandy ary tohizana any Tsaratanana Distrikanβi Mandritsara ny βNiveleuseβ.
Β Β Marihina fa tsy misy fitakiana ara-bola na fiantohana avy aminβny fokonolona ny asa ataonβny Faritra fa maimaim-poana avokoa fa tsy araka ny tsaho aelinβireo sasany mitady toeranaβ araka ny fanazavana voaray. Fanaratsiana niniana aely tahaka ny mahazatra ny fanosoram-potaka rehefa akaiky ny fanendrena ny mpikambana eo anivon’ny Governemanta izao.
Β Β Miezaka mafy ny tenako aminβizay eo am-pelan-tΓ nana aminβny fanamboaran-dΓ lana hanamorana ny famoaham-bokatra sy ny fifamezivezenβny Vahoaka ato aminβny faritra Sofiaβ hoy ny Governoranβny faritra Sofia.