ππ« ππππππππππππππ πππππ : πππ π ππππππππ ππ π ππππ ππ ππππ-ππππππ π π ππ π ππππππππππ ππ πππΓππ ππππβππ π πππππππ ππ πππβππ πππππππππ
Β Β Lanonana ara-pitsarana manetriketrika no nametrahana anβi Dr Andrimpirenena AndrΓ© ho Tonia mpampanoa lalΓ na ao aminβny fitsarana ambaratonga voalohany Mandritsara omaly zoma 05 Jolay 2024.
Β Β Ny Fampanoavana izay tarihiko dia mametraka fanamby ny hanamafy orina ny tany tan-dalΓ na sy hamerina aminβny tokony ho izy ny fahefam-panjakana. Iarahantsika mahalala fa manerana anβny Madagasikara, anisanβizany ny faritra Sofia dia somary marisarisa ny tany tan-dalΓ na satria misy ny sokajinβolona izay mihevitra fa amboninβny lalΓ na sy tsy azo kitihina noho ny toerana misy azy. Marisarisa ihany koa ny fahefam-panjakana satria misy olona na andianβolona izay miezaka te-hisalovana anβizany fahefΓ na izany kanefa tsy ao anaty lasitra izay voalazanβny lalΓ na tokony hanana azy. Voasalovana matetika aminβizany ny asam-pitsarΓ na sy ny asanβny Mpitandro filaminana. Mateti-pitranga ny andianβolona na fikambanana minia mandika ny fahefana omenβny lalΓ na azy ka mitsabaka aminβny fahefana hafa ka mitera-doza ho anβny zonβolombelona. Misy aza andianβolon-dratsy mitarika fokonolona hanao fitsaram-bahoaka aminβny olona izay efa voatazona aminβny Mpitandro filaminana. Ny Fampanoavana izay eo ambany fahefako dia hanao ny ezaka rehetra hialΓ na aminβizany toe-javatra izany ary hanenjika anβireny olona ireny aminβny fomba sy paikβady ary fotoana maha-mety azy araka ny lalΓ naβ hoy Dr Andrimpirenena AndrΓ© – Tonia mpampanoa lalΓ na ao fitsarana ambaratonga voalohany raha nandray fitenenana voalohany taoriany fametrahana azy aminβny toerany.
Β Β Tsy ny famenoana ny fonja na ny fanomezana fahafaham-po ny manan-draharaha (mpitory na voampanga na ny mpitazana) no zava-dehibe sy itarafana fa miasa sy mahomby ny fampanoavana fa ny fampiharana ny lalΓ na aminβny fanajana ny zonβny tsirairay. Hiezaka hampanaja anβizany zonβolombelona izany ihany koa ny tenanay aminβny sehatra rehetra azo anatanterahana izany, ary tsy hisalasala handray ny fepetra rehetra voalazanβny lalΓ na raha misy fanosihosena azy, anisanβizany ireo endrika kolikoly isan-karazany. Farany, hijoro handray anjara aminβny fampandrosoana ny Fampanoavana aminβny alalanβny fandrindrana ny fiaraha-monina sy ny fiezahana hametraka fandriam-pahalemana maharitra mba ho fiarovana ireo sehatrβasa fihariana maro isan-karazany. Hapetraka ny politikam-panenjehana mifanaraka aminβizany ka ho hentitra araka ny fanenjehana ireo olon-dratsy rehetra na iza na iza izay manimba ny fihariana ato aminβny faritraβ hoy izy namarana ny laha-teniny.
Β Β Mpahay lalΓ na – Dr spΓ©cialiste βProtection pΓ©nale des espΓ¨ces en voie de disparitionβ izyβ mitana laharana voalohany ary βmajor de promotionβ hatrany izy raha ny zavatra tsikaritra nandritra ny famakiana ny βCurriculum vitΓ¦β na ny mombamomba azy izay voarakitra an-taratasy.
Β Β Nanontrona sy nanome voninahitra ity lanonam-pitsarana ity ny Mpanolotsaina ao aminβny Filan-kevitra ambony miandraikitra ny Mpitsaraβ ny Filoha voalohany mpisolo toerana ao aminβny Fitsarana Ambony Mahajangaβ ny Tonia Mpampanoa Ambony ao aminβny Fitsarana ambony Mahajangaβ ny Filohanβny rantsana ao aminβny Fitsarana ambony Mahajangaβ ireo Lehibenβny Fitsarana sy Tonia mpampanoa lalΓ naβ Mpitsara maro avy ato anaty sy ivelanβny faritra Sofia; Ny Solombavambahoakanβny Madagasikara voafidy teto Mandritsara sy Befandrina Avaratraβ ny Governoranβny faritra Sofiaβ Lehiben’ny Distrikaβ ary ireo manamboninahitraβ manampahefana maro…