ππ ππππππππππ : πππππ ππ ππππ πππππππ ππ πππβππ πππΓππ
Β Β Izy 04 mianadahy aminβny sary ireto no kandida nanatitra antotan-taratasy firotsahan-kofidiana ao aminβny kaominina Anahidrano.
Β Β CLARISSE Manajara dite Mme LISY : Mpampianatra manana ny maha izyβ vehivavy mihetsika an-tanΓ na no matetika mijoro raha sendra misy zavatra manjohy ny zanaky ny kaominina Anahidrano sady zanatany…
– Dr HAJA : Mpitsabo sady mpanao politika efa nitarika antoko TGV tato aminβny Distrika Antsohihy fa voahilika rehefa nahita olona malaza sy manana tanjaka ny antoko nisy azy taloha izay nanohana fitondrana ankehitriny.
– DOUΓ Andrianjara dit PAPIN : Mpampianatra manana ny maha izy azy sady efa nitana andraikitra ambony tao aminβny DREN Sofia no zanatany ihany koa…
– DIDY Dielo : Benβny tanΓ na amperinasa ary mpampianatra nanana ny lazany ary efa namoaka mpianatra maro hoanβny Distrika Antsohihy…
Β Β Samy nilaza ireto fa vonona hitondra fampandrosoana sy hamaha olΓ ny tsy fandriampahalemana misy ao aminβny kaominina Anahidrano izay toerana nipoirany Rainβny fahaleovan-tenaβ Filoha Philibert Tsiranana.