πππππππππππ ππππππππ π ππππππ ππππππ : ππ π πππ πππππππππ ππ π π ππππππππ
Β Β Nitsidika sy nanao fanazaran-tena tao aminβny kianja Rabemananjara Mahajanga ny FC Scorpion izay misolontena ny faritra Sofia aminβny fifaninana Nasionaly taranja baolina kitra hoanβny vehivavy izay hatao any Mahajanga ny 01 Oktobra 2024 izao.
Β Β Betsaka ireo zavatra karakaraina sy ezaka nataonβireo Tanora vao tonga aminβizao dingana izao. Tsy miova ny tanjona dia ny handrombaka ny amboara ho rehareha sy voninahitry ny faritra Sofiaβ hoy ny mpanazatra Donah Goldeneβ izay miantso fanohanana sy fifanomezan-tΓ nana.
Contact : 0326915934 – 0348028164.