ππππππ : πππππππππ ππ ππππ ππππππ ππππ ππππππ
Β Β Dahalo mirongo basy miisa 70 no nifampitifitra taminβireo miaramila manao fisafona ho fampandriana fahalemana tao aminβny Distrika Antanimora atsimo ny 20 Septambra 2024 teo. Nafana ny fifanjevoana ka voatifitra ny miaramila 03 lahy ary azonβireo dahalo ny basy teny aminy fa chargeur sy bala ihany nohentinβireo tsy mataho-tody.
Β Β Natao veloma farany sy fomba ara-miaramila mialoha ny hitondrana azy aminβny fasan-drazany ireto miaramila 03 : Sergent-chef DORSEL Rolland – Soldat de 2Γ¨me classe RAVELOMAHAZO – Soldat de 2Γ¨me classe NANTENAINA StΓ©phano Jean ZorΓ©.
Β Β Nanatrika izao fanaovam-beloma farany azy telo lahy izao ny Jeneraly ANDRIANANTENAINA FΓ©licien Arthur izay Talen’ny Ivontoeram-panetsehana ireo Miaramila (COIA) izay misolo tena ny Jeneraly Lehiben’ny Etamazoron’ireo Tafika notronin’ireo tompon’andraikitra ambony eo an’ivon’ny Etamazaoron’ny tafika an-tanety avy Antananarivo sy ny tany an-toerana. Tsy ho avela ho raraka an-tany ny rΓ latsaka namoizana aina toy izaoβ mitohy ny hetsika fidinana an-kianjaβ hoy izy ireo nankahery ny fianakaviana.