ππππππππ ππππ πππππ : πππππ ππ πππ πππππβππ ππ π πππ π πππππ-πππππππππ
Β Β Tsy nisy nanampoy ny fokonolona tao an-tanΓ na fa afo niredaredaβ nandevona trano 25 tafo tao Bejabora kaominina Ambodivongo Distrikanβi Port Berger androany 02 Septambra 2024 tokony ho taminβny mitatao vovonana teo.
Β Β Manodidina ny 90 ny olona traboinaβ potika avokoa ny fanananaβ ireo vola tahiry hiatrehana fotoam-pahavaratra sy ny fidiran’ny mpianatra amin’ny herinandro ambony, may ny fitaovam-pianarana kely efa azoβ fitaovam-pivelomana…