πππππ : πππππππππππππ ππ πππ-πππππ πππ ππππβπ πππππππ ππππβππ ππππππππβπππππππππ
Β Β Ao aminβny Tranompokonolo Antsohihy no hanaovana CABARET miavakaβ miaraka aminβny mpanakanto JAOJOBY ny Sabotsy 28 Septambra 2024 izao.
Β Β Ny fikambanana vadinβny Polisy sy Polisy vavy na FIVAPOVA no mikarakara izany ho fanamarihana ny faha-63 ny Polisim-pirenena Malagasy .
Β Β Contact : 034 01 914 17 – 038 19 279 64 afaka antsoina hoanβizay hividy βbillet d’invitationβ : 50 000Ar na izany efa misy toerana voatokana hoanβizay mividy tapakila tsotra. Nanamafy ny mpikarakara fa vonona hanome fahafaham-po ny mpankafy JAOJOBY « le roi du SalegyΒ Β» aminβio fotoana ioβ koa tongava maro.