πππππππππ : βππππ-πππππβ ππππππππ ππππβππ πππππππβ πππππππ πππ π ππ ππππππππ πππ πππππππ
Β Β Tsy fantatra mazava izay tena antony fa niala lalana ary nianjera nanaraka tohatra aminβny sisin-dalana ao Ambalabe Est akaiky LycΓ©e Antsohihy ity fiara fitateram-bahoaka (TAXI-VILLE) ity.
Β Β Naratra mafy ary nifamonjenaβ nohentina haingana namonjy toeram-pitsaboana ny mpandeha tao anatiny androany 23 Jona 2024 tokony ho taminβny 08 ora sy sasany alina teo.
______________________________