πππππππππ : ππππ ππ ππππππππβππ ππππππ πππ ππππππππππππππ – πππ ππππππβππ πππππππ
Β Β Omby 16β noravainβny dahalo mirongo basy an-keriny tao aminβny fokontany Ambodimandresy androany maraina ny 25 Septambra 2024. Nisy avy hatrany ny fanarahandia nataonβny Zandary sy fokonolonaβ rehefa nahazo vaovao taminβny tomponβomby.
Β Β Nizotra mianatsimo ny dianβireo dahalo nanesy omby 16 ireo ary tonga hatrany Matsaboribe kaominina Ampandrikiladyβ atsimonβny gara CU Antsohihy.
Β Β Tsy voafaritra mazava ny isanβireo Dahalo sy ny fitaovam-piadiana eny aminy fa nandritra ny fifanjevoanaβ tsy nahatohitra Zandary izy ireo ka nandositra ary namela ireo omby nangalariny.
Β Β Averina aminβny tompony ireto omby iretoβ hoamafisina ny fiarovana ny vahoaka sy ny fananany ary atao hazalambo ireo dahalo araka ny fanazavana.