πππππππππ : πππππππππ ππ πππππ πππ πππππππππ ππππ ππππ πππππππ ππππβππ πππππβππ πππππππππ
Β Β Mihazakazaka manontany fomba ahafahana manjifa sy mividy ireo jiro mandeha aminβny herinβny masoandro ny ankamaroanβolona leo delestazy eto Antsohihyβ renivohitry ny faritra Sofia.
Β Β Ankoatrany jiro mazava miisa 03 izay miaraka aminy dia misy radio izy ireto sady afaka amahanana finday (afaka mi-charge tΓ©lΓ©phone) ihany koa.
Β Β Morondalana ao Ambalabe Ouestβ akaiky boutique Aigle d’or no misy toeram-pivarotana azy aminβny vidiny mirary. Contact : 038 64 296 75.