πππππππππ : πππ ππππ π ππππππππ πππ ππ-πππππππππ πππππ ππ π πππππβππ ππππππππ ππππππ πππππππππππ
Β Β Nirehitra tampoka teo akaikin’ny Fifimava Antsirabe, am-pandehanana manao diabe (carnaval) ny fiaran’ny Croisade Jesosy Manasitrana androany 09 Novambra 2024.
Β Β Mikasa hanao fivavahana miavakaβ arahanβny fahagagana eo amin’ny gara izy ireo manomboka ny talata ka hatramin’ny alakamisy izao. Nialohavan’ny diabe mamakivaky tanΓ na izany ho fanairana ny vahoaka ambany lanitra.
Β Β Tsy mbola fantatra mazava izay tena niandohan’ny afo hatretoβ heverina kosa fa tsy afo avy any an-danitra izao…