πππππππππ ππππππ – πππππππππππ : πππππππππ ππ πππππππ ππ π πππππππβππ ππππππππ πππππππ πππππ
Β Β Ankoatranβny fanafody azo avy aminβny Dokotera dia manampy aminβny fanasitranana ny marary ny resaka sy fampaherezana omena azyβ mampiakatra ny herin-tsaina ao anatinyβ hoy Arnaud Romulus Narivony – Lehiben’ny CSB ao Antsirabe Centre Distrikanβi Mandritsaraβ raha nanontaniana aminβny resaka miely momba azy ao an-toerana. Lehilahy tsotraβ mahay miara-monina sy mifandray aminβolona sady bogosy izyβ hoy ireo mponina mitantara momba azy.
Β Β Raha ny angom-baovao nataonay dia tanora manana ny maha izy azy ity mpitsabo ityβ efa nikirakira resaka mozika taloha ary nalaza taminβny anarana Dj Snackeβ saingy voatery nijanona izy ankehitriny noho ny asaβ vonjy aina aminβny maha mpitsabo azy.
Β Β Mitsingerina androany 07 Jolay 2024 ny taona nahaterahany koa miarahaba sy mirary soa sy ny tsara ho azy hatrany isika.