a
FandraisanaVaovaom-paritra𝐀𝐍𝐓𝐀𝐋𝐀𝐇𝐀 : πŒπˆπ“π„π‘π€πŠπ€ 𝐑𝐄𝐒𝐀-𝐁𝐄 π€π‘π˜ πŒπ€πŒππˆπ€π‡πˆπ€π‡π˜ 𝐍𝐘 π…π€π‡π€π…π€π“π„π’π€πβ€™πˆπ‹π€π˜ π“πŽπ•πŽπ•π€π•π˜ πŒππˆπ‹π€π“π‘πŽ πŒππˆπ€ππ€π“π‘π€ π‹πˆπ’π„π€

𝐀𝐍𝐓𝐀𝐋𝐀𝐇𝐀 : πŒπˆπ“π„π‘π€πŠπ€ 𝐑𝐄𝐒𝐀-𝐁𝐄 π€π‘π˜ πŒπ€πŒππˆπ€π‡πˆπ€π‡π˜ 𝐍𝐘 π…π€π‡π€π…π€π“π„π’π€πβ€™πˆπ‹π€π˜ π“πŽπ•πŽπ•π€π•π˜ πŒππˆπ‹π€π“π‘πŽ πŒππˆπ€ππ€π“π‘π€ π‹πˆπ’π„π€

𝐀𝐍𝐓𝐀𝐋𝐀𝐇𝐀 : πŒπˆπ“π„π‘π€πŠπ€ 𝐑𝐄𝐒𝐀-𝐁𝐄 π€π‘π˜ πŒπ€πŒππˆπ€π‡πˆπ€π‡π˜ 𝐍𝐘 π…π€π‡π€π…π€π“π„π’π€πβ€™πˆπ‹π€π˜ π“πŽπ•πŽπ•π€π•π˜ πŒππˆπ‹π€π“π‘πŽ πŒππˆπ€ππ€π“π‘π€ π‹πˆπ’π„π€

Β  Β Raha ny vaovao nivoaka an-gazety mpiseho isan’andro iray dia nindaosim-pahafatesana ity tovovavyβ€š kilasy famaranana ao amin’ny β€œLycΓ©e Horace FranΓ§ois” Antalaha ityβ€š rehefa nisamborin’aretina tampoka teo am-panaovana fifaninana Miss tao Ampanefena Vohemar ka nialana nenina tamin’ny toeram-pitsaboana andro vitsy mialoha ny fetim-pirenena iny.

Β  Β Nambaran’io gazety io araka ny fanadihadiana dia poizina azo avy amin’ny akora simika izay tafiditra anaty vatany no nitarika azy amin’ny fahafatesana ary efa misokatra ny fanadihadiana momba ny raharaha ankehitrinyβ€š noho izy mampiahiahy ny fianakaviana.

Β  Β Raha ny vaovao voaray avy any an-toerana anefa dia nafarina hiatrika io lanonana tao Ampanefena Vohemar io ilay tovovavy sy ny namanyβ€š saingy nalefa nody izy rehefa hita fa hafahafa sy narary mba ahafahana mitsabo azyβ€š kanefa ilay Andriamanitra Andriananahary no tompon’ny lahatraβ€š tsy tΓ na ny ainy na efa nialana nenina aza. Mankahery ny fianakaviana manaman-jo.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment