πππππππππ : πππππππππ ππ-πππππ ππππππππππ ππππ ππππππππ ππππππ ππ ππ ππππππππ ππ ππππππ πππππππ ππ-πππππππππ ππ πππππ-ππππππππππβπ ππππππππππππ
Β Β Nandeha sambo kely ireto teratany Somalianina miisa 14 sy Malagasy 10 iretoβ nikasa hiondrana an-tsokosoko hamaky sisin-dranomasinβi Madagasikara aminβiny tapany avaratra iny ka saronβny mpitandro filaminana tao Ambalabao fokontany Marovatoβ kaominina Ankaramy Distrika Analalava ny 23 Jolay 2024 teo.
Β Β Vola be 200 dolara isanβolona hoanβny Somalianinaβ 03 tapitrisa Ariary hoanβny teratany Malagasy no sarany fitaterana azy ireo hivoaka an-tsokosoko io. Nampanantenaina fa misy sambo lehibe haka azy ireo any ampovoan-dranomasinaβ hitondra azy hivoaka any ivelany.
Β Β Ny fiandohanβny volana Aogositra 2024 teo no niakatra fampanoavana ny raharaha ka nahiditra am-ponja vonjimaika ao fonjebe Antsohihy avokoa izy 24 miaraka aminβny mpanamory.
Β Β Zonβolombelona rehetra ny mivezivezyβ fandikan-dalΓ na kosa ny fivoahana an-tsokosoko ny sisin-dranomasina ary ahavoazan-tsazy koa manentana ny olom-pirenena rehetra mba hanara-dalΓ na ny komandy ny vondro-tobi-pileovana Sofiaβ Kolonely Lys Odon Randriamidona.